kan Kya s’éclate avec ou sans potes ….
de délires en folies …
October 28, 2008on sourit …
October 28, 2008ZAKARANDA …
October 28, 2008mandalo eny Antaninarenina zao efa mihintsana daol ny fleur an’ny Jacaranda d mampatsiahy ahy ny tanàna nahabe ary zay mbol misy ahy atr@zao d ilay “Cité” lol lol
indrisy moa fa d notapahina avoko ny hazo satri makany ambany tranon’ny oul mipetraka @ sisin’ny avenue ny fakan’izy ireo ka dia very ny endriky ny tanàna snif snif …
miandry kely ny sary eh !!























